Genesis 38:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Hampanateriko zanak’osy avy amin’ny ondry aman’osy ianao. Fa hoy kosa Ravehivavy: Hanome antoka va ianao mandra-panatitrao azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny navaliny: «Hampanatitra zanak’osy avy any amin’ny biby fiompy ho anao aho.» Fa hoy ravehivavy: «Eny, raha omenao antoka aho aloha, mandra-pampanatitrao an’izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Joda hoe: –Handefasako zanak’osy avy amin’ny andian’ondry aman’osiko ianao. Fa namaly ravehivavy hoe: –Eny, raha omenao antoka aho mandra-pandefanao ny zanak’osy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Hampanatitra zanak'osy avy amin'ny ondry aman'osy aho. Fa hoy kosa ravehivavy: Hanome fampitanana va ianao mandra-pampanatitrao azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Hampanateriko zanak’osy avy amin’ny ondry aman’osy ianao. Fa hoy kosa Ravehivavy: Hanome antoka va ianao mandra-panatitrao azy?
malagasy
Dia hoy izy: Hampanatitra zanak'osy avy amin'ny ondry aman'osy aho. Fa hoy kosa ravehivavy: Hanome fampitanana va ianao mandra-pampanatitrao azy?