Genesis 38:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niainga Ravehivavy ka lasa nandeha dia nanala ny fisalobonana izay nitafiany ka niakanjo ny akanjo fanaon’ny mpitondratena indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao niainga teo ravehivavy dia lasa, nesoriny ny voaliny, ary niakanjoany indray ny akanjony fitondran’ny mpitondratena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo dia niainga i Tamara, ka nandeha nody; nesoriny ny fisalobonana, dia nanaovany indray ny fitafiana maha mpitondratena azy.
Malagasy Bible 1865
Ary niainga ravehivavy ka lasa nandeha, dia nanala ny fisalobonana izay notafiny ka niakanjo ny akanjony fanaon'ny mpitondratena indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niainga Ravehivavy ka lasa nandeha dia nanala ny fisalobonana izay nitafiany ka niakanjo ny akanjo fanaon’ny mpitondratena indray.
malagasy
Ary niainga ravehivavy ka lasa nandeha, dia nanala ny fisalobonana izay notafiny ka niakanjo ny akanjony fanaon'ny mpitondratena indray.