Genesis 38:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo no nahitan’i Joda ny zanakavavin’i Soa lehilahy kananita iray; dia naka azy io izy ka nanambady azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo no nahitany ny zanaka vavin’ny Kananeanina anankiray, atao hoe Soe, ka naka an’io ho vady izy, dia nandeha taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany no nahitan’i Joda ny zanakavavin’i Sohà lehilahy kanahanita, ka nalainy ho vady.
Malagasy Bible 1865
Ary teo no nahitan'i Joda ny zanakavavin'i Soa, lehilahy Kananita anankiray; dia naka azy izy ka nanambady azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo no nahitan’i Joda ny zanakavavin’i Soa lehilahy kananita iray; dia naka azy io izy ka nanambady azy.
malagasy
Ary teo no nahitan'i Joda ny zanakavavin'i Soa, lehilahy Kananita anankiray; dia naka azy izy ka nanambady azy.