Genesis 38:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampitondrain’i Joda an’ilay Adolamita sakaizany ny zanak’osy, hakany ilay antoka. Kanjo tsy nahita azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanaterin’i Jodà an’ilay Odolamita sakaizany, ny zanak’osy, hangalany ny antoka tany an-tanan-dravehivavy, kanjo tsy hitany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirahin’i Joda ilay Hadolamita sakaizany mba hitondra ny zanak’osy ho any amin’ilay ramatoa sady haka ny tombokase; kanefa tsy nahita azy ralehilahy,
Malagasy Bible 1865
Dia nampitondrain'i Joda ilay Adolamita sakaizany ny zanak'osy, hangalany ilay fampitanana amin-dravehivavy; kanjo tsy hitany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampitondrain’i Joda an’ilay Adolamita sakaizany ny zanak’osy, hakany ilay antoka. Kanjo tsy nahita azy izy.
malagasy
Dia nampitondrain'i Joda ilay Adolamita sakaizany ny zanak'osy, hangalany ilay fampitanana amin-dravehivavy; kanjo tsy hitany izy.