Genesis 38:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina tany amin’i Joda ilay Adolamita ka niteny hoe: Tsy hitako izy; ary nolazain’ny olona tompon-tany aza fa tsy nisy vehivavy janga teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina tany amin’i Jodà izy, nilaza hoe: «Tsy nahita azy aho; ary lazain’ny olona tompon-tany aza fa hoe, tsy nisy vehivavy janga teo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niverina tany amin’i Joda ilay sakaizany ka nanao taminy hoe: –Tsy hitako ilay ramatoa; ary ny olona tao an-toerana aza dia nanamafy tamiko fa tsy mbola nisy vehivavy mpivarotena izany mihitsy teo.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina tany amin'i Joda izy ka nanao hoe: Tsy nahita azy aho; ary nolazain'ny olona tompon-tany fa tsy nisy vehivavy janga teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina tany amin’i Joda ilay Adolamita ka niteny hoe: Tsy hitako izy; ary nolazain’ny olona tompon-tany aza fa tsy nisy vehivavy janga teo.
malagasy
Dia niverina tany amin'i Joda izy ka nanao hoe: Tsy nahita azy aho; ary nolazain'ny olona tompon-tany fa tsy nisy vehivavy janga teo.