Genesis 38:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Joda: Aoka ho lasany any fandrao ho afa-baraka isika. Indro, efa nampanateriko ity zanak’osy ity, nefa tsy hitanao izany ilay vehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jodà: «Aoka hotanany ny antoka; fa tsy tokony hihomehezan’olona foana isika; indro fa efa nampanateriko ny zanak’osy, ary ianao tsy nahita azy kosa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Joda: –Aoka ho lasany any ireny zavatra ireny, sao afa-baràka eo isika! Indro aho efa nampanatitra ny zanak’osy, nefa tsy hitanao ilay ramatoa.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Joda: Aoka ho lasany ho azy, fandrao ho afa-baraka isika; indro, efa nampanateriko ity zanak'osy ity, nefa ianao tsy nahita an-dravehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Joda: Aoka ho lasany any fandrao ho afa-baraka isika. Indro, efa nampanateriko ity zanak’osy ity, nefa tsy hitanao izany ilay vehivavy.
malagasy
Dia hoy Joda: Aoka ho lasany ho azy, fandrao ho afa-baraka isika; indro, efa nampanateriko ity zanak'osy ity, nefa ianao tsy nahita an-dravehivavy.