Genesis 38:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia fantatr’i Joda ireo ka hoy izy hoe: Marina noho izaho izy satria tsy nomeko ho vadiny i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia fantatr’i Jodà ireo, ka hoy izy: «Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin’i Selà, zanako.» Ary tsy nahalala azy intsony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Joda ireo zavatra ireo ka hoy izy hoe: –Marina kokoa noho izaho i Tamara, satria tokony ho nomeko ho vadiny i Selà zanako lahy kanefa tsy nataoko izany. Dia tsy nandry tamin’i Tamara intsony i Joda.
Malagasy Bible 1865
Dia nahafantatra ireo Joda ka nanao hoe: Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin'i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia fantatr’i Joda ireo ka hoy izy hoe: Marina noho izaho izy satria tsy nomeko ho vadiny i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy.
malagasy
Dia nahafantatra ireo Joda ka nanao hoe: Marina noho izaho izy, satria tsy nomeko ho vadin'i Sela zanako. Dia tsy nandry taminy intsony izy.