Genesis 38:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro niterahany dia indro, nisy zaza kambana tao an-kibony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny fotoana hiterahany, injao zaza kambana no tao an-kibony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga ny andro hiterahan’i Tamara, dia indreo zaza kambana no tao an-kibony.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro niterahany, indro, nisy zaza kambana tao an-kibony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro niterahany dia indro, nisy zaza kambana tao an-kibony.
malagasy
Ary tamin'ny andro niterahany, indro, nisy zaza kambana tao an-kibony.