Genesis 38:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Era.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana anaka ravehivavy dia tera-dahy, ary nataony hoe Era ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoe-jaza ilay ramatoa ka niteraka zazalahy, izay nantsoin’i Joda hoe Hera.
Malagasy Bible 1865
Dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Era.
malagasy
Dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era.