Genesis 38:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia teraka koa ny rahalahiny izay nisy ilay kofehy jaky tamin’ny tanany; dia nataony hoe Zera ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao nivoaka ilay rahalahiny, nifehy kofehy mena ny tanany, ka natao hoe Zarà ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia teraka indray ilay zaza misy kofehy mena tamin’ny sandriny ka nataon’i Joda hoe Zera na Fiposahana ny anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia teraka koa ny rahalahiny, izay nisy ilay kofehy mena tamin'ny tànany; dia natao­ny hoe Zera no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia teraka koa ny rahalahiny izay nisy ilay kofehy jaky tamin’ny tanany; dia nataony hoe Zera ny anarany.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia teraka koa ny rahalahiny, izay nisy ilay kofehy mena tamin'ny tànany; dia natao­ny hoe Zera no anarany.