Genesis 38:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Onana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana anaka indray izy, dia tera-dahy, ka nataony hoe Onàna ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nitoe-jaza indray ravehivavy ka niteraka zazalahy nantsoiny hoe Onàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Onana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Onana.
malagasy
Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Onana.