Genesis 38:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanana anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Sela; ary nitoetra tany Keziba i Joda tamin’ny niterahan’ny vadiny an’i Sela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanana anaka koa izy, dia tera-dahy, nataony hoe Selà ny anarany. Nitoetra tao Akeziba i Jodà, tamin’ny niterahany an’io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia mbola nitoe-jaza hafa indray izy ka nantsoiny hoe Selà. Tany Keziba i Joda no niteraka an’i Selà ny vadiny.
Malagasy Bible 1865
Dia nanan'anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Sela; ary Joda nitoetra tany Keziba tamin'ny niterahan'ny vadiny an'i Sela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanana anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Sela; ary nitoetra tany Keziba i Joda tamin’ny niterahan’ny vadiny an’i Sela.
malagasy
Dia nanan'anaka indray koa izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Sela; ary Joda nitoetra tany Keziba tamin'ny niterahan'ny vadiny an'i Sela.