Genesis 38:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka vady ho an’i Era lahimatoany i Joda; Tamara no anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jodà naka vady ho an’i Era, lahy matoany; Tamara no anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naka vady ho an’i Hera lahimatoany i Joda, ka Tamara no anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary Joda naka vady ho an'i Era lahimatoany, Tamara no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka vady ho an’i Era lahimatoany i Joda; Tamara no anarany.
malagasy
Ary Joda naka vady ho an'i Era lahimatoany, Tamara no anarany.