Genesis 38:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ratsy fanahy teo imason’NY TOMPO anefa i Era, lahimatoan’i Joda, ka novonoin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ratsy fanahy teo imason’i Iaveh anefa i Hera, lahy matoan’i Jodà, ka novonoin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ratsy fanahy teo imason’ny TOMPO i Hera ka nampamonoin’ny TOMPO ho faty.
Malagasy Bible 1865
Fa ratsy fanahy teo imason'1 Jehovah Era, lahimatoan'i Joda; dia novonoin'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ratsy fanahy teo imason’NY TOMPO anefa i Era, lahimatoan’i Joda, ka novonoin’NY TOMPO.
malagasy
Fa ratsy fanahy teo imason'1 Jehovah Era, lahimatoan'i Joda; dia novonoin'i Jehovah izy.