Genesis 38:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Joda tamin’i Onana: Aoka ianao hanambady ny vadin’ny rahalahinao ka tanteraho ny adidinao amin’ny maha rahalahin’ny maty anao mba hamelomanao maso azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jodà tamin’i Onàna: «Mandehana amin’ny vadin-drahalahinao, ento loloha izy, mba hamelomanao maso ny rahalahinao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Joda tamin’i Onàna: –Mandehana mankany amin’ny vady navelan’ny rahalahinao, ka alao ho vady loloha izy mba hamelo-maso ny rahalahinao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Joda tamin'i Onana: Vadio ny vadin'ny rahalahinao, ka ento loloha izy, dia velomy maso ny rahalahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Joda tamin’i Onana: Aoka ianao hanambady ny vadin’ny rahalahinao ka tanteraho ny adidinao amin’ny maha rahalahin’ny maty anao mba hamelomanao maso azy.
malagasy
Ary hoy Joda tamin'i Onana: Vadio ny vadin'ny rahalahinao, ka ento loloha izy, dia velomy maso ny rahalahinao.