Genesis 38:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatr’i Onana fa tsy ho azy tsinona ny taranaka; koa rehefa nandry tamin’ny vadin’ny rahalahiny izy dia nandraraka tamin’ny tany mba tsy hisy taranaka ho an’ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatr’i Onàna anefa fa tsy taranaka ho azy izany, ka nony nandeha tamin’ity vadin-drahalahiny izy, dia nandoto tena teo ivelany tamin’ny tany mba tsy hampahazo taranaka ny rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Onàna fa tsy ho azy ny taranaka raha misy, koa isaky ny nandry tamin’ny zaobaviny izy, dia nandraraka ny tsirinainy tamin’ny tany mba tsy hanome taranaka ho an’ny rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatr'i Onana fa tsy ho azy tsinona ny zaza; koa raha nandry tamin'ny vadin'ny rahalahiny izy, dia nandraraka tamin'ny tany mba tsy hiterahany zanaka ho an'ny rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatr’i Onana fa tsy ho azy tsinona ny taranaka; koa rehefa nandry tamin’ny vadin’ny rahalahiny izy dia nandraraka tamin’ny tany mba tsy hisy taranaka ho an’ny rahalahiny.
malagasy
Ary fantatr'i Onana fa tsy ho azy tsinona ny zaza; koa raha nandry tamin'ny vadin'ny rahalahiny izy, dia nandraraka tamin'ny tany mba tsy hiterahany zanaka ho an'ny rahalahiny.