Genesis 39:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nisambotra azy tamin’ny akanjony Ravehivavy ka niteny hoe: Avia handry amiko! Navelan’i Josefa teny an-tanany anefa ny akanjony dia lasa nandositra tany alatrano izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nosamborin-dravehivavy tamin’ny lambany izy, nataony hoe: «Avia handry amiko.» Navelan’i Josefa teo an-tanany anefa ny lambany, ka nandositra tany alatrano izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nosamborin’ny vadin’i Pôtifara tamin’ny lambany izy, ka nataony hoe: –Avia handry amiko! Fa navelan’i Jôsefa teny an-tanan-dravehivavy ny lambany, dia nandositra nivoaka ny trano izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nisambotra azy tamin'ny akanjony ravehivavy ka nanao hoe: Avia handry amiko; fa navelan'i Josefa teo an-tànany ny akanjony, dia nandositra izy ka nivoaka teny ala-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nisambotra azy tamin’ny akanjony Ravehivavy ka niteny hoe: Avia handry amiko! Navelan’i Josefa teny an-tanany anefa ny akanjony dia lasa nandositra tany alatrano izy.
malagasy
Dia nisambotra azy tamin'ny akanjony ravehivavy ka nanao hoe: Avia handry amiko; fa navelan'i Josefa teo an-tànany ny akanjony, dia nandositra izy ka nivoaka teny ala-trano.