Genesis 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahalala an’i Eva vadiny i Adama; dia nanana anaka i Eva ka niteraka an’i Kaina, ary hoy izy: Nahazo zazalahy tamin’NY TOMPO aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Adama nahalala an’i Eva vadiny, ka nanana anaka izy, dia niteraka an’i Kaina, sy nanao hoe: «Efa nampisy olona anankiray aho tamin’ny fanampian’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niraisan’i Adama i Eva vadiny, ka nitoe-jaza. Dia niteraka an’i Kaina izy, ary nanao hoe: «Nahazo zazalahy noho ny amin’ny TOMPO aho.»
Malagasy Bible 1865
Ary Adama nahalala an'i Eva vadiny; dia nanan'anaka Eva ka niteraka an'i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin'i Jehovah aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahalala an’i Eva vadiny i Adama; dia nanana anaka i Eva ka niteraka an’i Kaina, ary hoy izy: Nahazo zazalahy tamin’NY TOMPO aho.
malagasy
[Ny amin'i Kaina sy Abela] Ary Adama nahalala an'i Eva vadiny; dia nanan'anaka Eva ka niteraka an'i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin'i Jehovah aho.