Genesis 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO: Inona moa no nataonao? Ny feon’ny ran’ny rahalahinao dia mitaraina Amiko avy amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh: «Inona no nataonao? Fa mitaraina hatraty amiko ny feon’ny ran-drahalahinao avy amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa ny TOMPO hoe: –Inona ity nataonao? Ny feon’ny ran’ny rahalahinao mitaraina amiko avy ao amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Inona no nataonao? Ny feon'ny ran'ny rahalahinao mitaraina amiko avy amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO: Inona moa no nataonao? Ny feon’ny ran’ny rahalahinao dia mitaraina Amiko avy amin’ny tany.
malagasy
Ary hoy Izy: Inona no nataonao? Ny feon'ny ran'ny rahalahinao mitaraina amiko avy amin'ny tany.