Genesis 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha miasa ny tany ianao dia tsy hanome vokatra ho anao intsony izany ka ho mpanjenjena sy ho mpirenireny eny ambonin’ny tany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hiasa ny tany ianao dia tsy hanome vokatra intsony izy, ary ianao ho mpanjenjena sy ho mpirenireny eny ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha hamboly ny tany ianao, dia tsy hanome vokatra ho anao intsony izy; ka dia ho mpitsoa-ponenana sy ho mpirenireny eny ambonin’ny tany ianao.
Malagasy Bible 1865
Raha miasa ny tany ianao, tsy mba hahavokatra ho anao intsony izy; ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin'ny tany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha miasa ny tany ianao dia tsy hanome vokatra ho anao intsony izany ka ho mpanjenjena sy ho mpirenireny eny ambonin’ny tany ianao.
malagasy
Raha miasa ny tany ianao, tsy mba hahavokatra ho anao intsony izy; ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin'ny tany ianao.