Genesis 4:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo anatrehan’NY TOMPO i Kaina ka nonina tany amin’ny tany Noda, any atsinanan’i Edena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia niala teo anatrehan’i Iaveh i Kaina, ka nonina tany amin’ny tany Nôda, atsinanan’i Edena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niala teo anatrehan’ny TOMPO i Kaina, ka nonina tao amin’ny tanin’i Nôda, any atsinanan’i Hedena.
Malagasy Bible 1865
Ary Kaina dia niala teo anatrehan'i Jehovah ka nonina tao amin'ny tany Noda tandrifin'i Edena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo anatrehan’NY TOMPO i Kaina ka nonina tany amin’ny tany Noda, any atsinanan’i Edena.
malagasy
Ary Kaina dia niala teo anatrehan'i Jehovah ka nonina tao amin'ny tany Noda tandrifin'i Edena.