Genesis 4:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Enoka dia niteraka an’Irada; Irada dia niteraka an’i Mehojaela; i Mehojaela dia niteraka an’i Metosaela; ary i Metosaela dia niteraka an’i Lameka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Irada no naterak’i Enôka, ary i Irada niteraka an’i Maviaela; i Maviaela niteraka an’i Matosaela; i Matosaela niteraka an’i Lameka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Henôka no ray niteraka an’i Hirada; i Hirada no ray niteraka an’i Mehojaela; i Mehojaela no ray niteraka an’i Metosaela; ary i Metosaela kosa no ray niteraka an’i Lamèka.
Malagasy Bible 1865
Ary Enoka niteraka an'Irada; ary Irada niteraka an'i Mehojaela; ary Mehojaela niteraka an'i Metosaela; ary Metosaela niteraka an'i Lameka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Enoka dia niteraka an’Irada; Irada dia niteraka an’i Mehojaela; i Mehojaela dia niteraka an’i Metosaela; ary i Metosaela dia niteraka an’i Lameka.
malagasy
Ary Enoka niteraka an'Irada; ary Irada niteraka an'i Mehojaela; ary Mehojaela niteraka an'i Metosaela; ary Metosaela niteraka an'i Lameka.