Genesis 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Lameka dia nampirafy roa: Ada no anaran’ny iray ary Zila kosa ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampirafy roa i Lameka; Adà no anaran’ny anankiray, ary Selà no anaran’ilay faharoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanambady anankiroa i Lamèka: ny voalohany dia natao hoe Hadà, ary ny faharoa nantsoina hoe Tsilà.
Malagasy Bible 1865
Ary Lameka nampirafy roa: ny anaran'ny anankiray Ada, ary ny anaran'ny anankiray Zila.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Lameka dia nampirafy roa: Ada no anaran’ny iray ary Zila kosa ny iray.
malagasy
Ary Lameka nampirafy roa: ny anaran'ny anankiray Ada, ary ny anaran'ny anankiray Zila.