Genesis 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteraka an’i Abela rahalahiny koa izy. Ary i Abela dia mpiandry ondry fa i Kaina kosa dia mpiasa tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteraka an’i Abela rahalahiny koa izy. I Abela dia mpiandry ondry ary i Kaina dia mpiasa tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola niteraka an’i Abela rahalahiny koa izy. Ary i Abela dia mpiandry ondry, fa i Kaina kosa mpamboly.
Malagasy Bible 1865
Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteraka an’i Abela rahalahiny koa izy. Ary i Abela dia mpiandry ondry fa i Kaina kosa dia mpiasa tany.
malagasy
Ary niteraka an'i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany.