Genesis 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Ada dia niteraka an’i Jabala; izy no rain’ny mpitoetra an-tranolay, mpiandry omby aman’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Adà niteraka an’i Jabela; izy no rain’ireo mpitoetra an-day sy ao afovoan’ny biby fiompy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hadà dia niteraka an’i Jabala: io no razamben’ireo mpitoetra an-day miaraka amin’ny biby fiompy.
Malagasy Bible 1865
Ary Ada niteraka an'i Jabala; izy no rain'ny mpitoetra an-day, mpiandry omby aman'ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Ada dia niteraka an’i Jabala; izy no rain’ny mpitoetra an-tranolay, mpiandry omby aman’ondry.
malagasy
Ary Ada niteraka an'i Jabala; izy no rain'ny mpitoetra an-day, mpiandry omby aman'ondry.