Genesis 4:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ny rahalahiny dia Jobala; izy no rain’ny mpitendry lokanga sy ny mpitsoka sodina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anaran’ny rahalahiny Jobala; izy no rain’izay rehetra mpitendry valiha sy mpitsoka sodina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy rahalahiny natao hoe Jobala, io no razamben’ireo rehetra mpitendry kabôsy sy mpitsoka sodina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny rahalahiny dia Jobala; izy no rain'ny mpitendry lokanga sy mpitsoka sodina rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ny rahalahiny dia Jobala; izy no rain’ny mpitendry lokanga sy ny mpitsoka sodina rehetra.
malagasy
Ary ny anaran'ny rahalahiny dia Jobala; izy no rain'ny mpitendry lokanga sy mpitsoka sodina rehetra.