Genesis 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Zila dia niteraka an’i Tobala-Kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy. Ny anabavin’i Tobala-Kaina dia i Nama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Selà kosa niteraka an’i Tobal-Kaina izay mpanefy fiasana maranitra isan-karazany na varahina na vy. Ny anaran’ny anabavin’i Tobal-Kaina dia Noema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Tsilà kosa dia niteraka an’i Tobala-Kaina izay mpanefy ny zava-maranitra rehetra vita amin’ny varahina na vy. Ny anabavin’i Tobala-Kaina dia i Nahamà.
Malagasy Bible 1865
Ary Zila kosa niteraka an'i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin'i Tobala-kaina dia Nama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Zila dia niteraka an’i Tobala-Kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy. Ny anabavin’i Tobala-Kaina dia i Nama.
malagasy
Ary Zila kosa niteraka an'i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin'i Tobala-kaina dia Nama.