Genesis 4:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha avo fito heny no amaliana an’izay mamono an’i Kaina dia avo fito amby fitopolo heny kosa ny ho an’izay mamono an’i Lameka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hovaliana faty impito heny i Kaina, ary hovaliana faty impito amby fitopolo heny i Lameka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha valiana fito heny izay mahafaty an’i Kaina, dia hovaliana 77 heny kosa izay mamono mahafaty an’i Lamèka.
Malagasy Bible 1865
Raha valiana fito heny izay mamono an'i Kaina, Dia fito amby fito-polo heny kosa izay mamono an'i Lameka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha avo fito heny no amaliana an’izay mamono an’i Kaina dia avo fito amby fitopolo heny kosa ny ho an’izay mamono an’i Lameka!
malagasy
Raha valiana fito heny izay mamono an'i Kaina, Dia fito amby fito-polo heny kosa izay mamono an'i Lameka.