Genesis 4:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahalala ny vadiny indray i Adama ka niteraka zazalahy Ravehivavy, ary ny anarany dia nataony hoe Seta; satria Andriamanitra, hoy izy, nanome ahy zanaka iray hafa ho solon’i Abela, izay novonoin’i Kaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Adama nahalala ny vadiny indray ka niteraka lahy iray izy, nataony hoe Seta, ka hoy izy: «Nomen’Andriamanitra ny fara aho ho solon’i Abela izay novonoin’i Kaina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Adama sy ny vadiny dia mbola nanan-janaka iray hafa koa, ka ny anarany dia nataon’i Eva hoe Seta, satria hoy izy hoe: –Nomen’Andriamanitra zanakalahy hafa indray aho ity ho solon’i Abela izay novonoin’i Kaina ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ary Adama nahalala ny vadiny indray, ka dia niteraka zazalahy ravehivavy; ary ny anarany nataony hoe Seta; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nanome ahy zanaka anankiray koa ho solon'i Abela, satria novonoin'i Kaina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahalala ny vadiny indray i Adama ka niteraka zazalahy Ravehivavy, ary ny anarany dia nataony hoe Seta; satria Andriamanitra, hoy izy, nanome ahy zanaka iray hafa ho solon’i Abela, izay novonoin’i Kaina.
malagasy
Ary Adama nahalala ny vadiny indray, ka dia niteraka zazalahy ravehivavy; ary ny anarany nataony hoe Seta; fa Andriamanitra, hoy izy, efa nanome ahy zanaka anankiray koa ho solon'i Abela, satria novonoin'i Kaina izy.Ary Seta koa niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Enosy.