Genesis 4:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Seta koa dia niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Enosy. Tamin’izany fotoana izany no nanombohana niantsoana ny anaran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Seta koa niteraka lahy iray nataony hoe i Enôsy. Vao tamin’izay no nanomboka niantso ny Anaran’i Iaveh ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Seta kosa niteraka lahy nantsoiny hoe Enôsa. Hatreo vao nivavaka tamin’Andriamanitra ny olona ka niantso Azy hoe TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Seta koa niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Enosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Seta koa dia niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Enosy. Tamin’izany fotoana izany no nanombohana niantsoana ny anaran’NY TOMPO.
malagasy
Ary Seta koa niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Enosy.