Genesis 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka elaela dia nitondran’i Kaina ho fanatitra ho an’NY TOMPO ny vokatry ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka elaela dia nanatitra vokatry ny tany i Kaina ho fanatitra ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga ny fotoam-pahavokarana, dia nitondran’i Kaina fanatitra ho an’ny TOMPO ireo vokatry ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka elaela dia nitondran’i Kaina ho fanatitra ho an’NY TOMPO ny vokatry ny tany.
malagasy
Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran'i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an'i Jehovah;