Genesis 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa i Kaina mbamin’ny fanatiny kosa dia tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra i Kaina sady nanjombona ny tarehiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy nijery an’i Kaina sy ny fanatiny. Dia tezitra mafy tamin’izany i Kaina, ary kivy endrika izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tsy nankasitraka kosa an’i Kaina sy ny fanatiny; koa tezitra mafy i Kaina sady nanjombona tarehy.
Malagasy Bible 1865
fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa i Kaina mbamin’ny fanatiny kosa dia tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra i Kaina sady nanjombona ny tarehiny.
malagasy
fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny.