Genesis 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Kaina: Aiza i Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Tsy fantatro! Moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Kaina: «Aiza i Abela rahalahinao?» Fa hoy ny navaliny: «Tsy fantatro. Moa mpiambina ny rahalahiko va aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny TOMPO nanontany an’i Kaina hoe: –Aiza moa i Abela rahalahinao? Dia hoy i Kaina hoe: –Tsy fantatro! Moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Kaina: Aiza i Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Tsy fantatro! Moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?