Genesis 40:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nahavita fahadisoana tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony ny mpitondra kapoakan’ny mpanjakan’i Ejipta sy ny mpanao mofony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany dia sendra diso tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony, ny mpandroso divay sy ny mpitantana mofo, ao amin’ny mpanjakan’i Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany zavatra izany dia nanao fahadisoana tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony ny lehiben’ny mpandroso zava-pisotro ary koa ny lehiben’ny mpanao mofo.
Malagasy Bible 1865
Ary taorian'izany ny mpitondra kapoakan'ny mpanjakan'i Egypta sy ny mpanao mofony dia diso tamin'ny mpanjakan'i Egypta tompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nahavita fahadisoana tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony ny mpitondra kapoakan’ny mpanjakan’i Ejipta sy ny mpanao mofony.
malagasy
[Ny nilazan'i Josefa ny nofin'izy roa lahy tandapan'i Farao] Ary taorian'izany ny mpitondra kapoakan'ny mpanjakan'i Egypta sy ny mpanao mofony dia diso tamin'ny mpanjakan'i Egypta tompony.