Genesis 40:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay tahom-boaloboka dia nisampana telo. Nony nitsimoka izy dia niposaka ny voniny ary ny sampahony dia nahavanona voaloboka masaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nisampana telo io foto-boaloboka io; dia nitsimoka izy, niposaka ny voniny, nanjary voaloboka masaka ny sampahony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisampana telo ilay foto-boaloboka, ka raha vao nitsimoka izy, dia namelana ary nisy voaloboka masaka an-tangozany.
Malagasy Bible 1865
ary ilay tahom-boaloboka nisampana telo, ka nony nitsimoka izy, dia niposaka ny voniny, ary ny sampahony nahavanona voaloboka masaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay tahom-boaloboka dia nisampana telo. Nony nitsimoka izy dia niposaka ny voniny ary ny sampahony dia nahavanona voaloboka masaka.
malagasy
ary ilay tahom-boaloboka nisampana telo, ka nony nitsimoka izy, dia niposaka ny voniny, ary ny sampahony nahavanona voaloboka masaka.