Genesis 40:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josefa taminy: Izao no hevitr’izany: Ny sampany telo dia hateloana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Josefa taminy: «Izao no hevitr’izany: Ny sampany telo, dia hateloana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jôsefa taminy: –Izao no hevitry ny nofinao: ny sampany telo dia manambara andro telo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa taminy: Izao no heviny: Ny sampany telo dia hateloana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josefa taminy: Izao no hevitr’izany: Ny sampany telo dia hateloana.
malagasy
Ary hoy Josefa taminy: Izao no heviny: Ny sampany telo dia hateloana.