Genesis 40:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ato anatin’ny hateloana dia hasandratr’i Farao ny lohanao ka hampodiny ho ao amin’ilay nipetrahanao ianao; hanolotra ny kapoakan’i Farao ho eo an-tanany indray ianao, tahaka ilay fanao fahiny fony ianao mpitondra kapoakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hateloana sisa dia hasandratr’i Faraôna ny lohanao, haveriny amin’ny raharahanao indray ianao, ka hametraka ny kôpin’i Faraôna ho eo an-tanany ianao, araka ny raharahanao teo aloha, fony ianao mpandroso divay azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ato anatin’ny telo andro dia hasandratry Farao ianao, ka haveriny eo amin’ny toeranao, ary hanolotra ny tsangambavan’ny Farao toy ny teo aloha araka ny maha lehiben’ny mpandroso zava-pisotro anao.
Malagasy Bible 1865
Ato anatin'ny hateloana dia hasandratr'i Farao ianao ka hampodiny ho ao amin'ilay nipetrahanao; dia hanolotra ny kapoakan'i Farao ho eo an-tanany ianao tahaka ilay fanao fahiny, fony ianao mpitondra kapoakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ato anatin’ny hateloana dia hasandratr’i Farao ny lohanao ka hampodiny ho ao amin’ilay nipetrahanao ianao; hanolotra ny kapoakan’i Farao ho eo an-tanany indray ianao, tahaka ilay fanao fahiny fony ianao mpitondra kapoakany.
malagasy