Genesis 40:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mba tsarovy aho rehefa mahita soa ianao, koa trara antitra ianao, iantrao aho, dia lazao amin’i Farao aho ka avoahy amin’ity trano ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha avy izay hahatongavanao any amin’ny fahasambarana indray, ka mba mahatsiaro ahy ianao, sy mba te-hanisy soa amiko, dia lazao any amin’i Faraôna any aho, asaovy esorina amin’ity trano ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mba tsarovy aho rehefa hambinina ianao, anehoy hatsaram-po ka mba resaho amin’ny Farao hamoahanao ahy hiala amin’ity tranomaizina ity.
Malagasy Bible 1865
Fa mba tsarovy aho, rehefa mahita soa ianao, ka trarantitra ianao, iantrao aho, dia lazao amin'i Farao aho, ka avoahy amin'ity trano ity;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mba tsarovy aho rehefa mahita soa ianao, koa trara antitra ianao, iantrao aho, dia lazao amin’i Farao aho ka avoahy amin’ity trano ity.
malagasy
Fa mba tsarovy aho, rehefa mahita soa ianao, ka trarantitra ianao, iantrao aho, dia lazao amin'i Farao aho, ka avoahy amin'ity trano ity;