Genesis 40:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nangalarina avy tany amin’ny tanin’ny Hebreo aho, nefa ange tsy nanao na inona na inona izay tokony ho nametrahana ahy ato amin’ity lavaka ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa an-keriny no nangalana ahy tany amin’ny Hebrio; ary eto aho tsy nanao na inona na inona tokony handatsahana ahy amin’ity tranomaizina ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa an-keriny no nitondrana ahy avy tany amin’ny tanin’ny Hebreo; ary teto koa dia tsy nanao na inona na inona akory aho, nefa natao an-tranomaizina.
Malagasy Bible 1865
fa nangalarina mihitsy avy tany amin'ny tanin'ny Hebreo aho, ary atỳ koa tsy mba nanao izay tokony ho nanaovany ahy eto amin'ity lavaka ity aho,.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nangalarina avy tany amin’ny tanin’ny Hebreo aho, nefa ange tsy nanao na inona na inona izay tokony ho nametrahana ahy ato amin’ity lavaka ity.
malagasy
fa nangalarina mihitsy avy tany amin'ny tanin'ny Hebreo aho, ary atỳ koa tsy mba nanao izay tokony ho nanaovany ahy eto amin'ity lavaka ity aho,.