Genesis 40:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ny lehiben’ny mpanao mofo fa tsara ny fanazavany ny hevitry ny nofy dia hoy izy tamin’i Josefa: Izaho koa dia nanonofy ka indro, hono, niloloha harona telo feno mofo fotsy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’itsy lehiben’ny mpitantana mofo fa tsara ny hevitry ny nofy nolazain’i Josefa, dia hoy izy taminy: «Izao kosa no nofiko: Niloloha garaba telo nisy mofo fotsy aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’ilay lehiben’ny mpanao mofo fa tsara ny hevitry ny nofy nambaran’i Jôsefa, dia hoy izy taminy: –Izaho koa mba nanonofy, ka nisy hono harona telo fitondrana mofo nololohaviko.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'ny lehiben'ny mpanao mofo fa tsara ny filazana ny hevitry ny nofy, dia hoy izy tamin'i Josefa: Izaho koa nanonofy, ka, indro, niloloha karaba telo feno mofo fotsy aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ny lehiben’ny mpanao mofo fa tsara ny fanazavany ny hevitry ny nofy dia hoy izy tamin’i Josefa: Izaho koa dia nanonofy ka indro, hono, niloloha harona telo feno mofo fotsy aho.
malagasy
Ary rehefa hitan'ny lehiben'ny mpanao mofo fa tsara ny filazana ny hevitry ny nofy, dia hoy izy tamin'i Josefa: Izaho koa nanonofy, ka, indro, niloloha karaba telo feno mofo fotsy aho;