Genesis 40:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao anatin’ilay harona ambony indrindra dia nisy ny karazana sakafo rehetra nataon’ny mpanao mofo ho an’i Farao. Nefa lanin’ny vorona tao anatin’ny harona izay nololohaviko izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tao anatin’ilay garaba ambony indrindra, nisy ny mofomamy isan-karazany rehetra ho an’i Faraôna, ary nohanin’ny vorona tao anaty garaba nololohaviko ireny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ilay harona ambony indrindra dia feno ireo mofo fihinan’ny Farao, saingy tonga ny voro-manidina ka nihinana azy tao an-karona teny an-dohako.
Malagasy Bible 1865
ary teo anatin'ny karaba ambony indrindra dia nisy ny fihinan'i Farao samy hafa karazana rehetra fanaon'ny mpanao mofo; ary nohanin'ny vorona teo anatin'ny karaba izay nololohaviko izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao anatin’ilay harona ambony indrindra dia nisy ny karazana sakafo rehetra nataon’ny mpanao mofo ho an’i Farao. Nefa lanin’ny vorona tao anatin’ny harona izay nololohaviko izany.
malagasy
ary teo anatin'ny karaba ambony indrindra dia nisy ny fihinan'i Farao samy hafa karazana rehetra fanaon'ny mpanao mofo; ary nohanin'ny vorona teo anatin'ny karaba izay nololohaviko izany.