Genesis 40:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josefa: Izao kosa no hevitr’izany: Ny harona telo dia hateloana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Josefa: «Izao kosa no heviny: Ny karaba telo dia hateloana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny navalin’i Jôsefa azy: –Izao no hevitry ny nofinao: ny harona telo dia manambara andro telo.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Josefa ka nanao hoe: Izao kosa no heviny. Ny karaba telo dia hateloana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josefa: Izao kosa no hevitr’izany: Ny harona telo dia hateloana.
malagasy
Dia namaly Josefa ka nanao hoe: Izao kosa no heviny. Ny karaba telo dia hateloana.