Genesis 40:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ato anatin’ny hateloana dia hasandratr’i Farao ho afaka aminao ny lohanao ka hahantony amin’ny hazo ianao dia hohanin’ny vorona ny nofonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hateloana sisa dia hesorin’i Faraôna ho afaka aminao ny lohanao, ary hahantony amin’ny hazo ianao, ka hohanin’ny vorona ny nofonao eo aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ato anatin’ny telo andro dia hoesorin’ny Farao amin’ny toeram-boninahitrao ianao, ka hahantony amin’ny hazo; dia ho avy ny voro-manidina hihinana ny nofonao.
Malagasy Bible 1865
Ato anatin'ny hateloana dia hasandratr'i Farao ho afaka aminao ny lohanao, (ka hahantony amin'ny hazo ianao) dia hohanin'ny vorona ny nofonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ato anatin’ny hateloana dia hasandratr’i Farao ho afaka aminao ny lohanao ka hahantony amin’ny hazo ianao dia hohanin’ny vorona ny nofonao.
malagasy
Ato anatin'ny hateloana dia hasandratr'i Farao ho afaka aminao ny lohanao, (ka hahantony amin'ny hazo ianao) dia hohanin'ny vorona ny nofonao.