Genesis 40:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lehiben’ny mpitondra kapoaka dia nampodiny ho amin’ny fitondrany kapoaka indray ka nanolotra ny kapoaka ho eo an-tanan’i Farao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny lehiben’ny mpandroso divay naveriny amin’ny raharahany indray, ka nametraka ny kôpy teo an-tanan’i Faraôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro dia naveriny tamin’ny raharahany ka nanolotra ny tsangambava ho eo an-tanàn’ny Farao;
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehiben'ny mpitondra kapoaka dia nampodiny tamin'ny fitondrany kapoaka indray, ka dia nanolotra ny kapoaka ho eo an-tànan'i Farao izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lehiben’ny mpitondra kapoaka dia nampodiny ho amin’ny fitondrany kapoaka indray ka nanolotra ny kapoaka ho eo an-tanan’i Farao.
malagasy
Ary ny lehiben'ny mpitondra kapoaka dia nampodiny tamin'ny fitondrany kapoaka indray, ka dia nanolotra ny kapoaka ho eo an-tànan'i Farao izy;