Genesis 40:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay nolazain’i Josefa tamin’izy roa lahy avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny lehiben’ny mpitantana mofo kosa, nasainy nahantona; dia samy araka ny nivoasan’i Josefa ny nofiny taminy avy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ilay lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nasainy nahantona. Dia araka izay efa nambaran’i Jôsefa tamin’izy roa lahy avy izany.
Malagasy Bible 1865
fa ny lehiben'ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay efa nolazain'i Josefa tamin'izy roa lahy avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay nolazain’i Josefa tamin’izy roa lahy avy.
malagasy
fa ny lehiben'ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay efa nolazain'i Josefa tamin'izy roa lahy avy.Kanjo tsy mba nahatsiaro an'i Josefa ilay lehiben'ny mpitondra kapoaka, fa nanadino azy.