Genesis 40:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo tsy mba nahatsiaro an’i Josefa ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka fa nanadino azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo tsy mba nilaza ny amin’i Josefa ilay lehiben’ny mpandroso divay fa nanadino azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nanadino tanteraka an’i Jôsefa ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro.
Malagasy Bible 1865
Kanjo tsy mba nahatsiaro an'i Josefa ilay lehiben'ny mpitondra kapoaka, fa nanadino azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo tsy mba nahatsiaro an’i Josefa ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka fa nanadino azy.
malagasy
Kanjo tsy mba nahatsiaro an'i Josefa ilay lehiben'ny mpitondra kapoaka, fa nanadino azy.