Genesis 40:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony tao an-tranomaizina izy roa lahy, tao an-tranon’ny lehiben’ny mpiambina, tao anatin’ilay tranomaizina izay nifatoran’i Josefa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasainy nahiboka tao amin’ny lehiben’ny mpiambina ireo, tao an-tranomaizina, tao amin’ny fitoerana nitanana an’i Josefa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nampanao azy an-tranomaizina; ny fonenan’ilay lehiben’ny mpiambina no nisy io tranomaizina io, dia ny fonja izay nigadran’i Jôsefa.
Malagasy Bible 1865
Dia nataony tao an-trano-maizina izy roa lahy, tao an-tranon'ny mpifehy ny mpiambina, tao anatin'ny trano-maizina izay nifatoran'i Josefa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony tao an-tranomaizina izy roa lahy, tao an-tranon’ny lehiben’ny mpiambina, tao anatin’ilay tranomaizina izay nifatoran’i Josefa.
malagasy
Dia nataony tao an-trano-maizina izy roa lahy, tao an-tranon'ny mpifehy ny mpiambina, tao anatin'ny trano-maizina izay nifatoran'i Josefa.