Genesis 40:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray alina, nanonofy izy roa lahy, dia ilay mpitondra kapoaka sy ilay mpanao mofon’ny mpanjakan’i Ejipta, izay nifatotra tao an-tranomaizina. Samy nanana ny nofiny izay samy nanana ny heviny avy izy roa lahy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samy nanonofy izy roalahy indray alina, dia ilay mpandroso divay sy ilay mpitantana mofon’ny mpanjakan’i Ejipta notanana tao an-tranomaizina; ka samy nanana ny nofiny, sy samy hafa ny hevitry ny nofiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray alina dia samy nanonofy tao an-tranomaizina izy roa lahy, dia ny lehiben’ny mpandroso zava-pisotro ary koa ny mpanao mofon’ny mpanjakan’i Ejipta; ary samy nanana ny heviny avy ny nofiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nanonofy izy roa lahy indray alina, dia ilay mpitondra kapoaka sy ilay mpanao mofon'ny mpanjakan'i Egypta, izay nifatotra tao amin'ny trano-maizina, ka samy nanana ny nofiny araka ny hevitry ny nofiny avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray alina, nanonofy izy roa lahy, dia ilay mpitondra kapoaka sy ilay mpanao mofon’ny mpanjakan’i Ejipta, izay nifatotra tao an-tranomaizina. Samy nanana ny nofiny izay samy nanana ny heviny avy izy roa lahy ireo.
malagasy