Genesis 40:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina ny andro dia nankao amin’izy ireo i Josefa ka nahita azy ireo nalahelo tarehy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga teo amin’izy ireo i Josefa ny maraina, dia nijery azy, ka indreo nalahelo tarehy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maraina, rehefa tonga hijery azy ireo i Jôsefa, dia nahita azy nanjoretra,
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa nankao aminy nony maraina ny andro ka nahita azy, fa, indreo, nalahelo tarehy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina ny andro dia nankao amin’izy ireo i Josefa ka nahita azy ireo nalahelo tarehy.
malagasy
Ary Josefa nankao aminy nony maraina ny andro ka nahita azy, fa, indreo, nalahelo tarehy izy.