Genesis 41:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray alina, nanonofy izahay, dia izaho sy izy; samy nanana nofy izay samy nanana ny heviny avy izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nanonofy izahay, indray alina, ka samy nanana ny nofiny izaho sy izy, samy araka ny hevitry ny nofiny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy nanonofy izahay roa lahy indray alina, ary samy nanana ny heviny avy koa ny nofinay.
Malagasy Bible 1865
Ary nanonofy izahay indray alina, dia izaho sy izy; samy nanonofy araka ny hevitry ny nofinay avy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray alina, nanonofy izahay, dia izaho sy izy; samy nanana nofy izay samy nanana ny heviny avy izahay.
malagasy
Ary nanonofy izahay indray alina, dia izaho sy izy; samy nanonofy araka ny hevitry ny nofinay avy izahay.